Fivorian’ny Mpitahiry Vakoka : Manana solontena any Kenya i Madagasikara
Hifarana anio, ny fivoriana isan-taona fanaon’ireo mpitahiry sy mpandrindra vakoka maneran-tany, ao amin’ny « National Museums of Kenya » Mumbasa, Kenya. Anisan’ny miatrika izany ireo mpitahiry vakoka, sady miandraikitra ny Ofisy mitantana ny vohitr’Ambohimanga Rova (Office du Site Culturel d’Ambohimanga Rova -OSCAR